| Teny iditra | matevina (tevina) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Lehibe ny indrakeliny: Boky matevina ~ Akanjo matevina Mifanizina, mikitroka mikirindro: Ala matevina ~ Matevina izany zavona izany Marihitra: Matevina izany ranom-bary izany Manankarena, tremalahy: Ireny olona matevina [1.1] | |||||||||
| Tsipika na soratra matavitavy [1.13] | |||||||||
| épais; gras [1.13] | |||||||||
| Fourré [1.196] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |
|