| Teny iditra | mateza (teza) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Maharitra ela vao simba: Mateza itý akanjonao itý fa mbola tsy teraka akory ilay faralahiko no hitako efa nartaovanao izy ity [1.1] | ||
| Durable [1.7] | ||
| Qui dure [1.8] | ||
| Ohatra | Ireo mpikarama amin' ny fisoronana afon-tsiramamy, hono, araka ny filazan' ny olona, dia tsy mateza aina loatra:
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|