| Teny iditra | matoa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | ma, toa | |
| Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [1.1] | ||
| Aîné [1.54] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | matoa | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
|