|
|
|
|

Teny iditra matselaka (tselaka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka
Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny [1.1]
 Quick, prompt [1.7]
 Prompt à comprendre, à agir [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20