|
|
|
|

Teny iditra mavandy (vandy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taisaka, Tanosy] Mandainga [1.78]
 Mandainga [1.1]
  [Masikoro] Mandainga [2.606]
  [Sakalava-Mayotte] Mentir, dire des mensonges [1.405]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mavandy
Ny lasa : navandy
Ny hoavy : havandy

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21