| Teny iditra | mbomba | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Asa ataon' ny reny manarona ny zanany amin' ny sandriny -- na ny renakoho amin' ny elany -- ka mamihina azy ao toy ny miaro azy na manafana azy [1.1] | ||
| Action de couvrir, d’envelopper Fig. action de protéger [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2016/09/13 |
|