| Teny iditra | menamaso | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | mena, maso | |
| Anaram-borona karazana papelika [1.1] | ||
| Espèce de caille [1.3, 1.54] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | kibobo ~ papelika | |
| Teny iditra | mena-maso | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | menatra | |
| Teny iditra | Menamaso | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
| Singan-teny | menatra | |
| The name given to the councilors of the second Radama. [1.2] | ||
| Ohatra | toy izany koa i Rainizanamanga i Menamaso.
[2.588] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |
|