| Teny iditra | menomenona (menona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo [1.1] | ||
| Ohatra | Ny olona be menomenona na mampitranga ny lelany no ompana amin' ny [...]
[1.519] | |
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | menimenina | |
| Mpanahaka | menomenom-po ~ afaka menomenom-po | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |
|