|
|
|
|

Teny iditra mentsomentsona (mentsona)
Sokajin-teny anarana
 Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara [1.1]
 Bavardage. Comme kamentsona [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20