|
|
|
|

Teny iditra metimety (mety)
Sokajin-teny mpamaritra
 [duplicatif] [1.3]
Ohatra 
1Misy tsy metimety angaha? [2.471]
2Anefa izay voasoratro mba noheveriko ho netinety ihany. [2.356]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : metimety
Ny lasa : netinety

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/11