|
|
|
|

Teny iditra metroka
Sokajin-teny mpamaritra
 Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao
Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny
Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23