| Teny iditra | miabily (abily) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Tsy manaja tena, miandevo fanahy, mivarina: Zanak'olo-mihaja io ianao ka dia miabily toy izao? Mifanahin 'adala, mifanahimbiby, lany henatra Mamoti-tena, izany hoe mivady tsy heny, mangaro fady [1.1] | |||||||||
| To be in a base condition. Almost obsolete. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|