|
|
|
|

Teny iditra miadokadoka (adokadoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miedinedina, maneho hakevohana amin' ny fiteny sy ny fihetsika, miajokajoka [1.1]
 Etre fier, affecté [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miadokadoka
Ny lasa : niadokadoka
Ny hoavy : hiadokadoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20