|
|
|
|

Teny iditra miafokafoka (afokafoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra
(Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafokafoka iny tovolahy iny [1.1]
 Etre furieux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miafokafoka
Ny lasa : niafokafoka
Ny hoavy : hiafokafoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20