| Teny iditra | miahotra (ahotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijanona tampoka eo am-pandehanana na eo am-panaovan-javatra: Niahotra aho raha nahare ny feon' i dada tao an' efitra [1.1] | |||||||||
| To pause, to come to a stand, to halt. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|