|
|
|
|

Teny iditra miaiky (aiky)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Loa-bolana ny amin' voatery hino: Miaiky ny fahaizan' Andriamanitra aho rehefa mandinika ny habakabaka sy ny biby faran' izay madinika indrindra
Mitsotra, mibaboka: Niaiky ny hadisoany ihany izy tamin' ny farany [1.1]
 To confess, as sins or faults, to acknowledge. [1.2]
 To give in, to confess [1.7]
 Comme mieky [1.3]
 Se rendre, avouer, confesser [1.8]
Ohatra vaky lainga, izany hoe ataon'ny fiainana eto an-tany miaiky fa resiny. [2.313]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miaiky
Ny lasa : niaiky
Ny hoavy : hiaiky
Filaza mandidy : miaike

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11