|
|
|
|

Teny iditra miakanjo (akanjo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao akanjo: Miakanjo mainty izy satria misaona
Mampiditra akanjo [1.1]
 To dress, to be dressed in. [1.2]
 To dress onself [1.7]
 S'habiller [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miakanjo
Ny lasa : niakanjo
Ny hoavy : hiakanjo
Filaza mandidy : miakanjoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20