| Teny iditra | miakatra (akatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary [1.1] | |||||||||
| To ascend, to go up, to mount up. [1.2] | |||||||||
| To go up; to enter [1.7] | |||||||||
| Monter; entrer [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|