|
|
|
|

Teny iditra mialoha (loha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina
Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1]
 To precede, to go before. [1.2]
 To go before, to precede; beforehand [1.7]
 Précéder; avant, à l'avance [1.8]
Ohatra 
1Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324]
2Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mialoha
Ny lasa : nialoha
Ny hoavy : hialoha
Filaza mandidy : mialohava

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11