| Teny iditra |
mialokaloka
(alokaloka (aloka))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mialoka amin' ny hainandro: Hadalanany mialokaloka amin' ny hazo tsisy ravina Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina andrefana ireo mpitsoa-ponenana avy any atsinanana [1.1]
|
| Ohatra | Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mialokaloka |
| Ny lasa : |
nialokaloka |
| Ny hoavy : |
hialokaloka |
|
|