|
|
|
|

Teny iditra mialona (alona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Malahelo noho ny soa azon' ny sasany: Aza mialona ny havanao saingy manamanana noho ianao izy [1.1]
 To be envious, to be jealous; to envy others. [1.2]
 To envy, to be jealous of [1.7]
 être jaloux de, envier [1.8]
Voambolana 
Ohatra Mialona anareo izy io, ary io no namparary ny zaza. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mialona
Ny lasa : nialona
Ny hoavy : hialona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20