| Teny iditra | miana-kendry | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mianaka, hendry | |
| Olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony [1.1] | ||
| Ohatra | Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana.
[2.895] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/28 |
|