|
|
|
|

Teny iditra miangoty (angoty)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manambitamby olona fatratra mba hanaovany ny sitrapon' ny tena [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miangoty
Ny lasa : niangoty
Ny hoavy : hiangoty
Filaza mandidy : miangotia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20