|
|
|
|

Teny iditra mianika (anika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miakatra eny ambony: Loza raha hianika hazo io zaza to ka rovitra daholo ny akanjony [1.1]
 To climb [1.2, 1.7]
 To ascend [1.2]
 Grimper, escalader [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianika
Ny lasa : nianika
Ny hoavy : hianika
Filaza mandidy : mianiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20