|
|
|
|

Teny iditra mianjady (anjady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaram-po sy miala liana amin' ny sakafo
Mamely mafy: Tsy tambo isaina ny fahortana mianjady amin' ny olombelona [1.1]
 To befall, to happen to someone [1.7]
 Tomber sur, arriver à (se dit des malheurs) [1.8]
Ohatra Fahoriana sy fahantrana hatrany no tsy mitsaha-mianjady amintsika [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianjady
Ny lasa : nianjady
Ny hoavy : hianjady
Filaza mandidy : mianjadia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20