|
|
|
|

Teny iditra mianjonanjona (anjonanjona (anjona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miavonavona miharo hatezerana aseho amin' ny filanjalanjana loha [1.1]
 To be extremely haughty and scornful [1.2]
 To act or walk haughtily [1.7]
 Avoir une démarche, des manières hautaines [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianjonanjona
Ny lasa : nianjonanjona
Ny hoavy : hianjonanjona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20