|
|
|
|

Teny iditra mianoka (anoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao zavatra na mihinana miadana tsara sy amim-pankafizana [1.1]
 To be slow, to move along leisurely; to suck in perfect contentment. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianoka
Ny lasa : nianoka
Ny hoavy : hianoka
Filaza mandidy : mianoha

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/19