|
|
|
|

Teny iditra mianotra (anotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao dia miverina, mihemotra mankany aoriana nefa mitodika atý aloha ihany ny loha [1.1]
 To move backwards, to back as a horse, to backslide. [1.2]
 To back up [1.7]
 Reculer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianotra
Ny lasa : nianotra
Ny hoavy : hianotra
Filaza mandidy : mianora

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26