| Teny iditra | miantafika (tafika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Lasa any an' ady mandeha miady: Taloha dia nivavaka nirary ho an' ireo miaramila niantafika ny vehivavy tao an-tanàna [1.1] | |||||||||
| To go to war [1.7] | |||||||||
| Aller en guerre [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Ny toby iray toy izany dia mitovitovy amin' ny hita amin' ny miaramila miantafika.
[2.472] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/04/12 |
|