|
|
|
|

Teny iditra miantsambotra (antsambotra (sambotra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitsambikina, miantoraka: Niantsambotra ny alika ka lasany ny hena roa kilao [1.1]
 To jump [1.2]
 To spring up at, to fly at one. [1.2]
 To leap up, to start [1.7]
 Bondir de surprise; sauter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantsambotra
Ny lasa : niantsambotra
Ny hoavy : hiantsambotra
Filaza mandidy : miantsambora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20