| Teny iditra | miarinarina (arinarina (arina)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mipetraka | |
| Ohatra | Miarinarina sy matory am-pitierana eo izy, tsy ilaozan' eritreritra nefa mahay mandanjalanja izany koa.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|