|
|
|
|

Teny iditra miato (ato)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijanona kely eo antenatenan' ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita ilay vakiteny [1.1]
 To stop, to stay, to detain. [1.2]
 To stop for a while [1.7]
 S'arrêter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miato
Ny lasa : niato
Ny hoavy : hiato
Filaza mandidy : miatoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20