|
|
|
|

Teny iditra miatrika (atrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitodika mankamin' ny... mipetraka na mijoro eo anatrehan' ny,,. (Azo lazaina ho mitovy amin' ny "manatrika" ihany izy, fa ny "miatrika" manisika hevitra fahavononana sy fandraisana anjara fa ny "manatrika" kosa, fanatrehana fotsiny: Miatrika fanadinana ~ Manatrika lanonana) [1.1]
 To face, as antagonists; to meet face to face; to answer, as a defendant; to meet, to stand to. [1.2]
Ohatra Miady ny tany, ka tsy maintsy miatrika izany ny tena. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miatrika
Ny lasa : niatrika
Ny hoavy : hiatrika
Filaza mandidy : miatreha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20