|
|
|
|

Teny iditra mibabaka (babaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandriaka, mitobaka: Tonga indray itỳ ny fahavaratra ka mibabaka ny riaka eran' ny lohasaha [1.1]
 Couler en abondance [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibabaka
Ny lasa : nibabaka
Ny hoavy : hibabaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20