|
|
|
|

Teny iditra mibafoka (bafoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitsilailay eo am-pandriana manampatra ny hakamoana sy ny fahalainana [1.1]
 Se vautrer, rester mollement couché [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibafoka
Ny lasa : nibafoka
Ny hoavy : hibafoka
Filaza mandidy : mibafoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20