|
|
|
|

Teny iditra mibara (bara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mifafatra na mitevy [1.13]
 Défricher [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibara
Ny lasa : nibara
Ny hoavy : hibara

Teny iditra mibara (bara)
Sokajin-teny mpamaritra
 Qui a une traverse [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibara
Ny lasa : nibara
Ny hoavy : hibara

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09