| Teny iditra | mibarara (barara) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Miaiky ho diso rehefa avy nopotsirina ny ratsy na ny lainga, na naharihary ny marina: Natahotra Rabe ka nibarara teo anoloan' ny mpamototra [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|