|
|
|
|

Teny iditra mibareraka (bareraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miroraka, mivaroraka (na ara-bakiteny na an' ohatra): Aza mibareraka elatra toy izao, fa misikina herimpo, mahereza [1.1]
 être lâche, traînant, débraillé
Chanter bas et faux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibareraka
Ny lasa : nibareraka
Ny hoavy : hibareraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08