|
|
|
|

Teny iditra mibilaka (bilaka)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
 Tsy mahitsy, miolana, mivaona [1.1]
 Same as mibilabila [1.2]
 être de travers, être tortu, se fâcher [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibilaka, mibilak', mibila-
Ny lasa : nibilaka, nibilak', nibila-
Ny hoavy : hibilaka, hibilak', hibila-
Filaza mandidy : mibilaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20