|
|
|
|

Teny iditra mibodo (bodo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka an-keriny dia mitana: Mibodo vadin' olona
Mikiry, manao di-doha: Mibodo amin' ny heviny aoka izany Rakoto [1.1]
 To be childish, to be selfish, to whine, to be peevish, to be forward, to be churlish, to hold another man's wife. [1.2]
 To keep something for oneself alone [1.7]
 Prendre ou garder pour soi-même [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibodo
Ny lasa : nibodo
Ny hoavy : hibodo
Filaza mandidy : mibodoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20