| Teny iditra | mibofoka (bofoka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mifono na mirakotra lamba matevina na maro eo am-pitoerana na eo am-patoriana: Asa na marary i Jaona na tsia fa mibofoka ao am-pandriany ao izy [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|