|
|
|
|

Teny iditra mibohitra (bohitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mibontsina, mivohon-tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe
Mikomy amy manohitra mamaly: Nibohitra ny mpampiasa ny mpiasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy [1.1]
 To be convex or protuberant. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibohitra
Ny lasa : nibohitra
Ny hoavy : hibohitra
Filaza mandidy : mibohira

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20