|
|
|
|

Teny iditra mibohy (bohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Provincial] To carry on the shoulder [1.2]

Teny iditra mibohy (bohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manosika ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa: Mikisaha, Rangahy ity, fa aza mibohy eo a!
Mampiseho hery amim-pireharehana: Tovolahy loza raha hibohy, tsy misy ohatra an' ilay iny!
Mitana midongy zavatr' olona amin-ditra: Nibohy ny satrojanako io ankizy to [1.1]
 To be stubborn, obstinate, or unyielding; to swell, to swagger; to assume an air of importance, to give one's self to airs. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibohy
Ny lasa : nibohy
Ny hoavy : hibohy
Filaza mandidy : mibohiza

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11