| Teny iditra |
miboiboika
(boiboika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mifantsitsitra, mivoaka tsy an-kijanona: Misy loharano miboiboika avy eo ambodin' ny tendrombo.hitra [1.1]
|
| | To bubble up, as water in a spring, to emit bubbles, to effervesce. [1.2]
|
| | To well up as a spring [1.7]
|
| | Jaillir comme une source [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miboiboika |
| Ny lasa : |
niboiboika |
| Ny hoavy : |
hiboiboika |
|
|
| Teny iditra |
miboiboika
(boiboika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To suppurate, as an ulcer [1.2]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miboiboika |
| Ny lasa : |
niboiboika |
| Ny hoavy : |
hiboiboika |
| Filaza mandidy : |
miboiboiha |
|
|