| Teny iditra |
mibokitra
(bokitra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mivohitra, mivohon-tsotro, misy vombony: Ratsy rafitra ity varavarana ity fa mibokitra [1.1]
|
| | être bombé [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibokitra |
| Ny lasa : |
nibokitra |
| Ny hoavy : |
hibokitra |
|
|
| Teny iditra |
mibokitra
(bokitra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Hita miseho mibokoboko: Mibokitra ny tehezako marina noho tzaho nihomehy loatra [1.1]
|
| | To suppress one's laughter. [1.2]
|
| | Se comprimer, se retenir [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibokitra |
| Ny lasa : |
nibokitra |
| Ny hoavy : |
hibokitra |
|
|