| Teny iditra | midaboboka (daboboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera: Nidaboboka tao anaty hady ny omby Nirohotra miara-be: Nidaboboka ny mpijery lanonana andeho hody [1.1] | |||||||||
| To fall with violence; to dash upon To proceed in a large concourse [1.2] | |||||||||
| Tomber en bas: Nidaboboka tao anatin'ny hady izy (Il est tombé dans le fossé) Aller en grand nombre: Nidaboboka ny mpianatra avy nianatra (Une foule d'élèves sortaient de la classe) [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | miandaboboka | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|