| Teny iditra | midanadana (danadana) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mivoha tanteraka misokatra manontolo: Rahata handeha ianao, tsy manakana aho, efa midanadana ny varavarana [1.1] | ||
| To be wide open [1.2, 1.7] | ||
| Etre ouvert en grand [1.3] | ||
| être grand ouvert [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|