|
|
|
|

Teny iditra midanoka (danoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha mamindra miadana ary toa miaingitra
Miteny am-piangentsanana [1.1]
 Marcher à pas lents en se berçant un peu ; parler avec affectation [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midanoka
Ny lasa : nidanoka
Ny hoavy : hidanoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05