|
|
|
|

Teny iditra midaraboka (daraboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mianjera mafy amin' ny tany [1.1]
 To fall with violence, to dash upon [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midaraboka
Ny lasa : nidaraboka
Ny hoavy : hidaraboka
Filaza mandidy : midaraboha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20