| Teny iditra |
midinika
(dinika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [1.1]
|
| | To converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [1.2]
|
| | To examine something together, to counsel together [1.7]
|
| | Examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [1.8]
|
| Ohatra | Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
midinika |
| Ny lasa : |
nidinika |
| Ny hoavy : |
hidinika |
| Filaza mandidy : |
midiniha |
|
|